|
|
|
|

Teny iditra1  ahipalana
Singan-teny  2 ahitra, 3 falana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy
6 hoy ny mpikabary raha miala tsiny:
7 tsy mba ny fody mpiantendro vero, izahay, fa ny tsikirity madinika mifanafosafo amin' ny ahipalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 A grass. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Herbe, plante rampante, excellente pour engraisser les boeufs [1.3#9]
10 Encore appelé falana. Herbe des lieux humides, réputée favoriser l'engraissement des boeufs.
11 D'après Dandouau, il s'agit de Digitaria sanguinalis (L.) Scop (Poaceae).
12 Cette espèce originaire des régions tempérées de l'hémisphère nord est rare à Madagascar et récemment introduite.
13 Nous pensons qu'il doit plutôt s'agir de Digitaria adscendens (Kunth) Henrard ; bon fourrage mais peu productif d'après Bosser.
14 Voir aussi fandropalana. [Merina] [1.196]
Ohatra  15  Tany maniry vero ka tsy azo soloana ahipalana. [1.437#]
Voambolana  16  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  ahipalana, 19 ahipanala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17