|
|
|
|

Teny iditra1  ahimafana
Singan-teny  2 ahitra, 3 mafana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 plante médicale, vermifuge. [1.3]
7 (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers.. [Merina] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9 ahimafana, 10 famiahana, 11 miafahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09