|
|
|
|

Teny iditra1  ahantona
Fototeny  2 hantona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty
5 Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be hung or suspended; to be hanged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on pend, qu'on suspend [1.8]
Ohatra  8  dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857#]
9  ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 vady ahantona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ahantona, 16 tananaho, 17 tohanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09