Entrée | 1 ahahy (hahy) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1] |
Explications en anglais |
4 used in speaking of something dried in the sun. [1.2] 5 to be dried in the sun [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on sèche au soleil [1.8] |
Exemples |
7 ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. [2.117#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ahahy |
Anagrammes | 13 ahahy, hahay |
Mis à jour le 2023/01/19 |