|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  agy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 méchant, inabordable, renommé par ses charmes, sorcelleries [1.3]

Teny iditra (2/4)4  agy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anaran-javamaniry malailay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a shrub with stinging hairs
8 the name of a climbing plant found among the Sakalava having a pod covered with painfully stinging hairs, which plant is probably a mucuna. Same as tangilotra. Also ipomoea wightu, Choisy. [Betsileo, Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 espèce d'ortie [1.3]
10 ortie [1.66]
11 Nom générique des plantes urticantes (voir agilahy)
12 Mucuna axillaris Baker (Fabaceae) et Mucuna horrida Baillon (Fabaceae). On orthographie aussi hagy [Sakalava] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)17  agy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 an insect found on the tapia tree [1.2]
Voambolana  20  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)21  Agy
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  23 Haggi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24 Haggi [2.996]
Voambolana  25  Soratra Masina
Tsipelina hafa  26 hagy, hagy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  27 Toko sy andininy momba Agy

Fivaditsoratra  Agy, agy, 28 Gia, gia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21