Entrée afovato (afo, vato)
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana vato miteraka tselatselatr' afo raha vao ampifampikasohina
Mitovy hevitra: vatoafo ~ vatofalia [Rajemisa 1985]
Explications en anglais A firestone used as a flint. [Richardson 1885]
Exemples Kandrefa indro ny vanja sy ny bala sy ny afovato: omeko anareo, fa andrao tsy ampy ny fiadiana ka mitsanga-menatra. [Rahajarizafy: Kabary, page 145]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31