|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  afero
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
4 Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the bile, the gall, the gall-bladder [1.2]
6 bile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Bile, fiel, la vésicule qui le contient [1.3]
8 bile, fiel [1.8]
Ohatra  9  Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! [2.1022#]
Voambolana  10  Haiaina
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)13  afero
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Zavatra mangidy dia mangidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 bitterness, costly. [mal ampada(?).] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 amertume, aigreur [1.3]
18 amertume [1.8]
Voambolana  19  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 3 amin' io teny io
Lahatsoratra  21 Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)22  afero
Fototeny  23 fetra
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afetra [Fitanisana]

Teny iditra (4/4)25  afero
Fototeny  26 afitra
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aferina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  afero, 28 efaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09