|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 afara |
| Fototeny | 2 fara |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 aoriana
[1.78, 1.1] 5 manaraka [Bara, Tandroy] [1.78] 6 ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [Tandroy] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.5] |
| Ohatra |
7 Ianao mandehana avy ao afara
[1.1]
8 Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4] 9 fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48] 10 fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 añafara |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 afara |
| Sokajin-teny | 15 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 rehefa avy eo
[Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 17 afarana |
| Fivaditsoratra | afara, 18 arafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|