|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afanana
Fototeny  2 afana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Diovina, halavitina ny ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be purified by the ceremonies of the afana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu'on asperge, purifie, exorcise [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  afanaña
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 hatsembohana [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  afanaña, afanana, 14 fana~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20