|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 afana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 a) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana:
4 Fanaon' ny olona ny manao afana rehefa avy mandevina 5 b) Ny zavatra ampiasaina amin' izany: rano, ram-biby vonoina...: 6 Zatovo telo lahy no nitondra ny afana nialoha ny vahoaka 7 Ny omby vonoina amin' ny fandevenana: Omby folo no natao afana tamin' ny nandevenana an-dRandriamanalina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the sprinkling the body with water which has been consecrated to the idols; putting lines or points of white earth on the forehead; putting charcoal on the forehead; wearing pearls on the feet; a necklace of herbs; drenching the whole person while still clothed, for the removal of impurity contracted by contact with a corpse or anything unclean; or seeking freedom from some witchcraft or charm. A ceremony performed at the graves of deceased relatives, or at times of general sickness or epidemic.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Nom générique des puritications extérieures et pratiques superstitieuses usitées pour éloigner un mai ou le prévenir, pour purifier des souillures contractées auprès d'un mort ; purification, aspersion, bain
10 Matières employées pour cela: l'eau lustrale, le sang des victimes, objets qu'on porte sur soi 11 Le bœuf tué aux funérailles [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 28 Finoana |
| Kamban-teny rehetra | 29 manao afana |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 31 afana |
| Sokajin-teny | 32 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 niavian' ny hoe: miafana
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 34 afana |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 hatsembohana
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | afana, 38 fa~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|