|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afaho
Fototeny  2 afaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afahana [Fitanisana]
Ohatra  4  afaho izay entina hovonoina ho faty [2.996]

Teny iditra (2/2)5  afaho
Fototeny  6 faho
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  8 Afangaro, aharo [1.1#26]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on mêle, qu'on ajoute [1.3#139]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  afaho, 14 ahofa, 15 haofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12