|
|
|
|

Teny iditra1  afa-doza
Singan-teny  2 afaka, 3 loza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2]
Tovy hevitra  7 afa-paty
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02