|
|
|
|

Teny iditra1  adinina
Fototeny  2 adina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anontaniana, antsafaina:
5 Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy
6 Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina:
7 Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona
8 Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana:
9 Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc. [1.2]
11 to be examined, to be questioned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 passer un examen; qu'on interroge [1.8]
Ohatra  13  Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina. [2.324#]
14  Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adinina, 19 andiany, 20 anidina, an-idina, 21 idinana, 22 indiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21