Entrée Adama
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise Adam [Baiboly]
Traduction française Adam [Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée Adamà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise Admah [Baiboly]
Traduction française Adma [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Adma
Citations 

Entrée Adama
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise Adam [Baiboly]
Traduction française Adâm [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Adoma
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31