|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adaboka |
| Fototeny | 2 daboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 used of that which is thrown down violently
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu'on jette en bas, qu'on rosse
[1.3] |
| Ohatra |
7 Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina.
[2.436#]
8 adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 fitapahana adaboka |
| Fivaditsoratra | adaboka, 14 boadaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|