|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Abihoda
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 "Ray be voninahitra" : lehilahy Benjamita [1.38#4]
Fanazavàna teny anglisy  4 Abiud [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ehud [2.996]
Voambolana  6  Soratra Masina
Tsipelina hafa  7 Abioda, abioda
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  8 Toko sy andininy momba Abihoda

Teny iditra (2/2)9  Abihoda
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 "Ray be voninahitra" : isan' ny razan' Jesosy Kristy [1.38#4]
Fanazavàna teny anglisy  12 Abiud [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Abioud [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Tsipelina hafa  15 Abioda, abioda
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  16 Toko sy andininy momba Abihoda

Fivaditsoratra  Abihoda, 17 adabohy, 18 badiaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02