Teny iditra | abakabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Ohatra | Ny masonao no itiavako iny abakabaka iny / Sa ny masonao no tiako dia ny abakaba-manga!
[1.287] | |
Teny iditra | abakabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A species of moth. Abakabaka fuliginosa, Saalmüller 1884 [5.en.http://www.nhm.ac.uk] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Anarana siantifika | Abakabaka fuliginosa, Abakabaka phasiana | |
Teny iditra | Abakabaka
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
unk: | Abakabaka fuliginosa : abakabaka Abakabaka phasiana : abakabaka | |
Voambolana | Haibiby: antoko latina | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13 |
![]() |