|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tolona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[toloña]
3ady (lalao).
[Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona. 5Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6lutte.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Kilalao |
| Kamban-teny rehetra | 25sendra tolona tsy omby tratra |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 27 ntaolo, 28 tolona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|