|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sihanaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kamory lalina tsy misy ahitra [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (2/3)4  sihanaka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 (de hanaka : lac, étang, marécage ; c'est la même racine qui vaut leur nom aux Sihanaka qui peuplent les environs du lac Alaotra). Nom donné à des plantes soit aquatiques, notamment Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Soit croissant dans la vase, au bord des eaux , notamment : Jussiaea repens L. (Onagraceae). Les jeunes pousses de cette dernière sont souvent mangées en salade. [Sakalava, Betsileo] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)10  Sihanaka
Sokajin-teny  11  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  12 Foko kelikely manodidina ny farihin' alaotraBemarivo ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 the name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 population de l'intérieur de l'île, située au nord de l'Imerina (ville principale: Ambatondrazaka) [1.5]
Ohatra  15  Izany hoe nisy kely tsy itoviana amin' ny sihanaka avaratra. [2.436#]
16  Vahoaka-mpanjaka daholo ny sihanaka rahefa nisy ny toy izany. [2.472#109]
Voambolana  17  Tantara: firenena
Kamban-teny rehetra  18 Antsihanaka
Tsanganana sy sary iray takila  19  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  20 hasikana, 21 sakahina, Sihanaka, sihanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08