|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny rahona ambony. [Tsimihety] [1.1]
4 rahona. [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
Voambolana  5  Haitoetrandro

Teny iditra (2/2)6  Mika
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  8 Micah: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9 Michée: un des livres de la Bible. [2.996]
Ohatra  10  Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38]
Voambolana  11  Soratra Masina
Tovy hevitra  12 mikea, mikea, mikea
Lahatsoratra  13 Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 kima, 15 Makì, 16 Maky, maky, 17 mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11