Entrée matsatso (tsatso)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1]
Exemples Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Mots composés 

Entrée Matsatso
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Exemples Ary milalao i Soratra sy Matsatso. [2.48]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les idoles anciennes

Mis à jour le 2023/01/05