|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  korè
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 noana [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  kore
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 marary lava, farary [Sakalava] [1.78]
Voambolana  7  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)8  Kore
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 Korah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qorah [2.996]
Ohatra  12  niteraka an'i Jehosy sy Ihelona ary kore tamin'i Esao izy. [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Tovy hevitra  14 kora, kora, kora
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Kore
Lahatsoratra  16 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Kore

Fivaditsoratra  17 kore, korè, Kore, 18 roke

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17