|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Eorôpa |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Europe.
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 6 eoropeanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|