|
|
|
|

Teny iditra1  eoropeanina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
4 Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1]
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6  eoropa, 7  eoropa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02