|
|
|
|

Entrée1  bibiolona
Mots élémentaires  2  biby, 3  olona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1]
Exemples  6  Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895#]
7  Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117#]
Analogues  8  bibyolona, bibinolona, olonabiby

Anagrammes  9 bibiolona, 10 biby olona, 11 olona biby

Mis à jour le 2025/10/11