|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 arindrano |
| Singan-teny | 2ary, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo.
6Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict].
[1.2] |
| Ohatra |
8 Mazàna arindrano no itafiany na tokan-tsisina.
[1.353#]
|
| Voambolana | 9 Toe-karena: zaitra |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 Arindrano |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13Name of a well-watered district in the Betsileo province.
[1.2] |
| Voambolana | 14 Haitoetany: firenena, foko |
| Fivaditsoratra | 15 arindrano, Arindrano, 16 irandrano, 17 rian-drano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|