|
|
|
|

Teny iditra1  atodintazo
Singan-teny  2 atody, 3 tazo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever. [1.2]
[atodin-tazo] 7 an enlarged spleen, thought to be caused by malaria [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [atodin-tazo] 8 hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre [1.8]
[atodin-tazo] 9 hypertrophie de la rate (fièvre) [1.5]
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12