|
|
|
|
:
ahahy
1990
Fox Leonard :
Hainteny
204
Tsy mitady fitia mbola misy aho
fa ny lambako lena no
ahahiko
ataovy fitia fatambary ny havanao
zahana maraina tadiavin-kariva