Index

Proverbes : Ilaikamo

Proverbe 1Ilaikamo mindram-pangady, ka "aza mahita anie aho". [1.1]
Ilay kamo mindram-pangady; koa, "Aza mahita anie aho" . [2.165]
Ilay kamo nindram-pangady : "Aza mahita anie aho". [2.558 #1402, 2.653 #1116, 2.974 #187]
Lay kamo mindram-pangady, ka aza mahita anie aho, Andriamanitra. [2.415 #3952]
Ny kamo mindram-pangady, ka aza mahita anie aho. [2.415 #3952]
Interprétation malgacheIlazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory. [1.1]
Traduction françaiseLe paresseux emprunte une bêche : puissé-je, dit-il, ne pas en trouver. [2.415 #3952]
Le paresseux qui voudrait emprunter une bêche : " Puissé-je ne pas en trouver ! ". [2.974 #187]
Un paresseux cherchant une bêche à emprunter dit: "Puissé-je n'en pas trouver" . [2.165]
Interprétation françaisePrétexte pour ne pas travailler. [2.415 #3952]

Index