Index

Proverbes : erikerika

Proverbe Erikerika mahatondra-drano. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Mitovy hevitra: varifitoventy zato no tonga ariary. [Rajemisa 1985]
Ny zavatra kely sy madinika aza, rehefa mitambatambatra ela, mety hisy vokany lehibe. [Rajemisa 1985]

Proverbe Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [Rinara 1974 #1660]

Index