Index

Proverbes : dokafana

Proverbe Mpivaro-jabo antsena ka samy mandoka ny azy ho fatratra. [Rajemisa 1985]
Toy ny varo-jabo an-tsena : dokafana ho masaka na ny tsy masaka aza. [Rinara 1974 #4371]
Toy ny varo-jabo an-tsena, ka samy midoka ny azy ho masaka. [Houlder 1895 #1173]
Toy ny varo-jabo an-tsena: samy midoka ny azy ho masaka. [Cousins 1871 #3249]
Varo-jabo an-tsena ka samy mandoka ny azy. [Rinara 1974 #4866]
Interprétation malgache Enti-milaza ny olona manao dokam-barotra izaitsizy ka samy manao izay ananany avy ho tsara indrindra. [Rajemisa 1985]
Traduction française Pareils aux vendeurs de "jabo" (tissu en raphia et coton) au marché: chacun vante le sien. [Houlder 1895]

Proverbe Rano tapa-tsiny ka avezivezy, fanambadiana terena ka dokafana. [Rinara 1974 #3713]

Index