Mots composés (35) |
1 afaka aretina 2 aretim-bilany 3 areti-mifindra 4 aretina mahazo andavanandro 5 aretina mifindra avy amin' ny filomiana 6 aretina mitaiza 7 aretin' andoha 8 aretinandriananahary 9 aretina tsy mampandry fangady 10 aretina vokatry ny katsentsitra 11 aretin-dranañahary 12 aretin-kozatra |
13 aretin' ny olona 14 famoizan' aretina 15 fifindran' aretina 16 fihanaky ny aretina 17 fikarohana ny aretina 18 fitaran' aretina 19 fototr' aretina 20 mahazo aretina 21 mampiditra aretina 22 marika fanombohan' ny aretina 23 miandry fototr' aretina 24 mihetsika ny aretiny |
25 mikrôby mpitondra aretina 26 mitango aretina 27 mpitondra aretina 28 nialan' aretina 29 otrikaretina 30 raikitra aretina 31 soratr' aretina 32 taizan' aretina 33 tezain' aretina 34 toton' aretina 35 tsy laitran' ny aretina |
Phytonymes (1) | 36 loharanon' aretina |
![]() |