Chapitres et versets citant Korintiana

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.8 And Crispus, the chief ruler of the synagogue, believed on the Lord with all his house; and many of the Corinthians hearing believed, and were baptized. Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin' ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa. Ary nino ny Tompo i Krisposa lehiben' ny sinagoga mbamin' ny ankohonany rehetra; ka nisy maro ny tao Korinta no nino sy natao batemy koa, nony efa nihaino an' i Paoly. Crispus, le chef de synagogue, crut au Seigneur avec tous les siens. Beaucoup de Corinthiens qui entendaient Paul embrassaient également la foi et se faisaient baptiser.

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
2Kr / 2Kor 6.11 O ye Corinthians, our mouth is open unto you, our heart is enlarged. Ry Korintiana, ny vavanay misokatra aminareo, ny fonay malalaka. Ry Korintiana ô! misokatra aminareo ny vavanay, ary malalaka koa ny fonay. Nous vous avons parlé en toute liberté, Corinthiens ; notre coeur s' est grand ouvert.