<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 9:34 | And |
Ary hoy Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna, ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin' izay izy. | ary nanao taminy hoe: Ry Enea, hanasitrana anao Jeso-Kristy; mitsangàna ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin' izay izy. |