<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 24:24 | And after certain days, when |
Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia tonga Feliksa sy Drosila vadiny, vehivavy Jiosy, dia nampaka an' i Paoly izy ka nihaino azy nitory ny finoana an' i Kristy Jesosy. | Nony afaka andro vitsivitsy, dia tonga Félix sy Drosila vadiny, izay vehivavy Jody, ka nampaka an' i Paoly, dia nihaino azy nitory ny finoana an' i Kristy Jeso. | Quelques jours plus tard, |