<-
->

Deo / Dt 17:18 And it shall be, when he sitteth upon the throne of his kingdom, that he shall write him a copy of this law in a book out of that which is before the priests the Levites: Ary rehefa mipetraka eo ambonin' ny sezam-panjakany izy, dia aoka hadikany ho azy amin' ny boky izao lalàna izao ka hataony araka ilay tehirizin' ireo Levita mpisorona. Raha vao tafapetraka amin' ny sezam-panjakany izy, dia aoka hosoratany amin' ny boky anankiray ho azy ny dikan' izao lalàna izao, ka hataony mifanaraka amin' ilay ao amin' ny Levita mpisorona. Lorsqu' il montera sur le trône royal, il devra écrire sur un rouleau, pour son usage, une copie de cette Loi, sous la dictée des prêtres lévites.