<-
->

Deo / Dt 16:14 And thou shalt rejoice in thy feast, thou, and thy son, and thy daughter, and thy manservant, and thy maidservant, and the Levite, the stranger, and the fatherless, and the widow, that are within thy gates. Ary mifalia amin' ny andro firavoravoanao ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita mbamin' ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao. Mifalia amin' izany fety izany hianao, mbamin' ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao, ary ny Levita sy ny vahiny mbamin' ny kamboty sy ny mpitondratena ao anatin' ny vavahadinao. Tu te réjouiras à ta fête, toi, ton fils et ta fille, ton serviteur et ta servante, le lévite et l'étranger, l' orphelin et la veuve qui sont dans tes portes.