<-
->

Nom / Fan 8:15 And after that shall the Levites go in to do the service of the tabernacle of the congregation: and thou shalt cleanse them, and offer them for an offering. Ary rehefa afaka izany, dia hiditra ny Levita hanao fanompoana ao amin' ny trano-lay fihaonana. Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva; ary rahefa izany, dia hiditra hanao fanompoana amin' ny trano lay fihaonana ny Levita. Toy izany no hanadiovanao azy sy hanoloranao azy ho fanatitra ahevaheva. Les Lévites commenceront alors à faire le service de la Tente du Rendez-vous. Tu les purifieras et tu les offriras avec le geste de présentation