<-
->

Nom / Fan 33:14 And they removed from Alush, and encamped at Rephidim, where was no water for the people to drink. Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny olona. Niala atao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny vahoaka. Ils partirent d' Alush et campèrent à Rephidim ; le peuple n' y trouva point d' eau à boire.