<-
->

Eze / Ez 48:12 And this oblation of the land that is offered shall be unto them a thing most holy by the border of the Levites. eny, ho azy izany ho tany halaina amin' ilay efa voatokana, dia zavatra masina indrindra, mifanolotra amin' ny faritanin' ny Levita. Ho anjarany voatokana amin' ny tany izany anjara masina indrindra eo amin' ny sisin-tanin' ny levita. Ainsi leur appartiendra une part prise sur la part très sainte du pays, près du territoire des lévites.