<-
->

1M 5:40 Ary hoy Timoteo tamin' ireo lehiben' ny tafiny: Rahefa tonga eo amin' ny rano mandeha Jodasa mbamin' ny miaramilany, raha mita izy handroso voalohany ho ety amintsika, tsy hahatohitra azy hianareo, fa ho resiny mihitsy isika. Mais Timothée dit aux commandants de son armée, au moment où Judas et sa troupe approchaient du cours d' eau : "S' il passe vers nous le premier, nous ne pourrons lui résister, parce qu' il aura un grand avantage sur nous;