<-
->

1M 14:35 Nony hitan' ny vahoaka ny nataon' i Simona sy ny voninahitra kendreny ho azon' ny fireneny, dia natsangany ho lehibeny sy ho mpisorona lehibe izy, noho ny zavatra rehetra namonjeny ny fireneny, noho izy nanao ny marina sy niraiki-po tamin' ny fireneny, ary noho izy nanao izay tratra amin' izay rehetra azo natao hanandratra ny fireneny. Le peuple vit la fidélité de Simon et la gloire qu' il se proposait de donner à sa nation; ils le constituèrent leur higoumène et leur grand prêtre à cause de tous les services qu' il avait rendus, à cause de la justice et de la fidélité qu' il garda envers sa nation et parce qu' il avait travaillé de toutes manières à l'élévation de son peuple.