<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:17 | After him repaired the |
Manarakaraka io dia namboatra koa ny Levita, dia Rehoma, zanak' i Bany. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Hasabia , komandin' ny antsasaky ny fehin' i Keila, ho an' ny fehiny. | Nanamboatra nanaraka azy, ny levita tarik' i Rehoma, zanak' i Benì. Nanamboatra teo anilany ho an' ny faritaniny, Hasebiasa lehiben' ny antsasaky ny faritanin' i Keilà. | Après lui, les lévites réparèrent : |