<-
->

Ezr / Esd 2:70 So the priests, and the Levites, and some of the people, and the singers, and the porters, and the Nethinims, dwelt in their cities, and all Israel in their cities. Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin' ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy. Toy izany no nahatafapetraka azy tamin' ny tanànany avy, dia ny mpisorona sy ny levita, ny sarambabem-bahoaka, ny mpihira, ny mpiandry varavarana, sy ny Natieana, ary nonina tamin' ny tanànany avy Israely rehetra. Prêtres, lévites et une partie du peuple s' installèrent à Jérusalem; chantres, portiers et "donnés" dans leurs villes, et tous les autres Israélites dans leurs villes.