<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 24:20 | For through the anger of the |
Fa ny fahatezeran' i Jehovah no nahatongavan' izany tamin' i Jerosalema sy ny Joda ambara-pandroakany azy tsy ho eo anatrehany. Ary Zedekia niodina tamin' ny mpanjakan' i Babylona. | Nihatra tamin' i Jerosalema sy Jodà izany, noho ny hatezeran' ny Tompo, mandra-panesorany azy hiala eo anatrehan' ny tavany. Ary niodina tamin' ny mpanjakan' i Babilona Sedesiasa. | Cela arriva à |