<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 21:12 | Therefore thus saith the |
dia izao kosa no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin' i Jerosalema sy ny Joda Aho, ka izay rehetra mandre izany dia hangintsingintsina ny sofiny roa. | dia izao kosa no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Indro aho hahatonga loza ho any amin' i Jerosalema sy Jodà, ka izay rehetra handre izany dia hangintsingitsina ny sofiny roa. | ainsi parle |