<-
->

Gen / Jen 36:24 And these are the children of Zibeon; both Ajah, and Anah: this was that Anah that found the mules in the wilderness, as he fed the asses of Zibeon his father. Ary izao no zanakalahin' i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin' i Zibona rainy izy). Izao no zanakalahin' i Sebeona: Ajà sy Anà. Io Anà io no nahita ny loharano mafana tany an' efitra, raha niandry ny ampondran' i Sebeona rainy izy. Voici les fils de Çibéôn : Ayya, Ana - c' est cet Ana qui trouva les eaux chaudes au désert en faisant paître les ânes de son père Çibéôn.