|
|
|
|

Teny iditra 1  mety
Fototeny  2 ety
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  16 willing; fit, suitable; permitted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 convenable [1.3, 1.8, 1.5]
18 juste
19 qui consent [1.3]
20 permis
21 qui convient [1.3, 1.8]
22 qui veut bien [1.8]
Ohatra  23  Nanandrana nanao fialana kely i Dada na nangataka andro tamin' itsy sy iroa, fa tsy nety izy. [2.4#17]
24  Koa izao no hevitra mety [2.324]
25  Fa tsy mety aho, hoy izy [2.48#373]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how mety
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mety, 28 mitè, 29 Time

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21