|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mankatò
Fototeny  2 to
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
9 Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [1.3]
Ohatra  11  Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [2.4#20]
12  Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472#71]

Teny iditra (2/2) 13  mankato
Fototeny  14 ato
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  19 aller à, conduire à [1.3]

Fivaditsoratra  mankatò, mankato, 20 montaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15