|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana iombonana ilazana ny gidro, aiay, varika [1.1]
4 karazana varika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 the ring-tailed grey lemur [1.7]
6 ring-tailed lemur (Lemur catta ) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  7 lémurien gris (Lemur catta) [1.8]
8 maki, maki mococo, maque [2.233]
9 de la famille des lémuriens [1.13]
Ohatra  10  Manana fomba fihazany maky sy sifaka izy. [2.508#]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Anarana ara-tsiansa 
Tsanganana sy sary iray takila  90  Ny Gidro
Sary 
91 

Teny iditra (2/2) 92  Maky
Sokajin-teny  93  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  94 Machi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  95 Maki [2.996]
Voambolana  96  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  97 Toko sy andininy momba Maky

Fivaditsoratra  98 kima, 99 Makì, Maky, maky, 100 mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18